Psalms 105:38 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Faly i Ejipta tamin’ny nahalasanany, satria efa nahazo azy ny fahatahorana ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nifaly tamin’ny nahalasanany ny Ejiptianina, satria nahazo an’ireo ny fahatahorana an’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ravoravo ny Ejiptianina rehefa niala ny Israelita, satria efa nianjadian’ny tahotra azy loatra.
Malagasy Bible 1865
Faly Egypta tamin'ny nahalasanany; Fa efa nahazo azy ny fahatahorana ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Faly i Ejipta tamin’ny nahalasanany, satria efa nahazo azy ny fahatahorana ireo.
malagasy
Faly Egypta tamin'ny nahalasanany; Fa efa nahazo azy ny fahatahorana ireo.