Psalms 105:39 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Namelatra rahona ho fialokalofana Izy ary afo ho fanazavana nony alina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Namelatra rahona hanalokaloka azy Izy, ary afo hanazava azy amin’ny alina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia novelarin’Andriamanitra ny rahona hanalokaloka ny vahoakany, ary najorony koa ny afo hanazava azy nony alina.
Malagasy Bible 1865
Namelatra rahona ho fialokalofana Izy Ary afo ho fanazavana nony alina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Namelatra rahona ho fialokalofana Izy ary afo ho fanazavana nony alina.
malagasy
Namelatra rahona ho fialokalofana Izy Ary afo ho fanazavana nony alina.