Psalms 105:40 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nangataka izy ireo dia nahatonga papelika Izy ary mofon-danitra no namokisany azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nangataka izy ireo dia nandefasany papelika, ary mofo avy any an-danitra no namokisany azy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nangataka ireo, dia nandefasany papelika; ary mofo avy any an-danitra no namokisany azy.
Malagasy Bible 1865
Nangataka izy ireo, dia nahatonga papelika Izy, Ary mofon-danitra no namokisany azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nangataka izy ireo dia nahatonga papelika Izy ary mofon-danitra no namokisany azy.
malagasy
Nangataka izy ireo, dia nahatonga papelika Izy, Ary mofon-danitra no namokisany azy.