Psalms 105:41 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanokatra ny vatolampy Izy dia nigororoana ny rano ka tonga renirano nandriaka tamin’ny tany maina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanokatra ny vatolampy izy, dia niboiboika ny rano, ka nandriaka sahala amin’ny ony tany an’efitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nosokafany ny vatolampy, dia nigororoana ny rano ka zary renirano nizotra teny an-tany hay.
Malagasy Bible 1865
Nanokatra ny vatolampy Izy, dia nigororoana ny rano Ka nandriaka tamin'ny tany maina ho renirano.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanokatra ny vatolampy Izy dia nigororoana ny rano ka tonga renirano nandriaka tamin’ny tany maina.
malagasy
Nanokatra ny vatolampy Izy, dia nigororoana ny rano Ka nandriaka tamin'ny tany maina ho renirano.