Psalms 105:42 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa nahatsiaro ny teniny masina sy i Abrahama mpanompony Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa tsaroany ny teny masina, sy i Abrahama mpanompony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, tsaroan’Andriamanitra ny teniny masina nataony tamin’i Abrahama mpanompony.
Malagasy Bible 1865
Fa nahatsiaro ny teniny masina Sy Abrahama mpanompony Izy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa nahatsiaro ny teniny masina sy i Abrahama mpanompony Izy.
malagasy
Fa nahatsiaro ny teniny masina Sy Abrahama mpanompony Izy,