Psalms 105:43 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nitondra ny olony nivoaka avy tany tamin’ny fifaliana Izy ary ny voafidiny tamin’ny fihobiana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka nentiny nivoaka tamin-kafaliana ny vahoakany; ary tamin’ny hobim-pifaliana ny olom-boafidiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia navoakany ny vahoaka voafidiny, ka niravo sy nanao horakora-pifaliana;
Malagasy Bible 1865
Dia nitondra ny olony nivoaka tamin'ny fifaliana Izy Ary ny voafidiny tamin'ny fihobiana;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nitondra ny olony nivoaka avy tany tamin’ny fifaliana Izy ary ny voafidiny tamin’ny fihobiana.
malagasy
Dia nitondra ny olony nivoaka tamin'ny fifaliana Izy Ary ny voafidiny tamin'ny fihobiana;