Psalms 105:44 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanome azy ny tanin’ny Jentilisa Izy ary nandova ny nisahiranan’ny firenena maro ireny
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nomeny azy ireo ny tanin’ny firenena, ary nahazo nizaka ny vokatry ny asan’ny firenena izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
nomeny azy ny tanin’ireo hafa firenena ka izay nisasaran’izy ireny no lasany,
Malagasy Bible 1865
Ka dia nanome azy ny tanin'ny jentilisa Izy; Ary nandova ny vitan'ny firenena maro ireny,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanome azy ny tanin’ny Jentilisa* Izy ary nandova ny nisahiranan’ny firenena maro ireny
malagasy
Ka dia nanome azy ny tanin'ny jentilisa Izy; Ary nandova ny vitan'ny firenena maro ireny,Mba hitandremany ny didiny, Sy hankatoavany ny lalàny. Haleloia.