Psalms 105:45 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mba hitandremany ny didiny sy hankatoavany ny lalànany. Haleloia.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha tahiny nitandrina ny didiny anefa izy ireo: sy nitana ny lalàny. Aleloia!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
mba hitandremany ny didiny sy hankatoavany ny Lalàny. Haleloià!
Malagasy Bible 1865
Mba hitandremany ny didiny, Sy hankatoavany ny lalàny. Haleloia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mba hitandremany ny didiny sy hankatoavany ny lalànany. Haleloia*.
malagasy
Mba hitandremany ny didiny, Sy hankatoavany ny lalàny. Haleloia.