Psalms 105:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsarovy ny asa mahagaga nataony, dia ny fahagagana nataony sy ny fitsaran’ny vavany,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsarovy ny asa mahagaga nataony, ny fahagagana amam-pitsarana navoaky ny vavany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsarovy ny asa mahagaga nataony, dia ny zava-mahatalanjona vitany sy ny didim-pitsarana navoakany,
Malagasy Bible 1865
Tsarovy ny asa mahagaga natao-ny Dia ny fahagagany sy ny fitsaran'ny vavany,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsarovy ny asa mahagaga nataony, dia ny fahagagana nataony sy ny fitsaran’ny vavany,
malagasy
Tsarovy ny asa mahagaga natao-ny Dia ny fahagagany sy ny fitsaran'ny vavany,