Psalms 105:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ry taranak’i Abrahama mpanompony, dia ianareo olom-boafidiny, taranak’i Jakoba.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ry taranak’i Abrahama mpanompony, tamingan’i Jakôba olom-boafidiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ry taranak’i Abrahama mpanompony sady terak’i Jakôba voafidiny.
Malagasy Bible 1865
Ry taranak'i Abrahama mpanom-pony, Dia ianareo olom-boafidiny, taranak'i Jakoba.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ry taranak’i Abrahama mpanompony, dia ianareo olom-boafidiny, taranak’i Jakoba.
malagasy
Ry taranak'i Abrahama mpanom-pony, Dia ianareo olom-boafidiny, taranak'i Jakoba.