Psalms 105:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
NY TOMPO, Izy no Andriamanitsika; manerana ny tany rehetra ny fitsarany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izy Iaveh Andriamanitsika; mihatra amin’ny tany rehetra ny fitsarany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izy no TOMPO Andriamanitsika; manerana ny tany tontolo ny fanapahany.
Malagasy Bible 1865
Jehovah, Izy no Andriamanitsika; Manerana ny tany rehetra ny fitsarany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
NY TOMPO, Izy no Andriamanitsika; manerana ny tany rehetra ny fitsarany.
malagasy
Jehovah, Izy no Andriamanitsika; Manerana ny tany rehetra ny fitsarany.