Psalms 105:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mahatsiaro mandrakariva ny fanekeny Izy, dia ilay teny izay voadidiny ho an’ny taranaka arivo mandimby;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsaroany mandrakizay ny fanekeny, ilay teny nolazainy marimarina ho an’ny taranaka mandimby;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsaroany hatrany ny fanekempihavanany, dia ny fampanantenana izay napetrany ho an’ny taranaka arivo mifandimby:
Malagasy Bible 1865
Mahatsiaro ny fanekeny mandrakizay Izy, Dia ilay teny izay voadidiny ho an'ny taranaka arivo mandimby,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mahatsiaro mandrakariva ny fanekeny Izy, dia ilay teny izay voadidiny ho an’ny taranaka arivo mandimby;
malagasy
Mahatsiaro ny fanekeny mandrakizay Izy, Dia ilay teny izay voadidiny ho an'ny taranaka arivo mandimby,