Psalms 105:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
eny, ilay nataony tamin’i Abrahama sy ny fianianany tamin’Isaka;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fanekena nataony tamin’i Abrahama; ary fianianana nataony tamin’i Isaaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fanekempihavanana nataony tamin’i Abrahama sy fianianana nataony tamin’i Itsehàka.
Malagasy Bible 1865
Eny, ilay nataony tamin'i Abrahama, Sy ny fianianany tamin'Isaka;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
eny, ilay nataony tamin’i Abrahama sy ny fianianany tamin’Isaka;
malagasy
Eny, ilay nataony tamin'i Abrahama, Sy ny fianianany tamin'Isaka;