Psalms 106:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Haleloia. Miderà NY TOMPO fa tsara Izy; fa mandrakizay ny famindrampony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aleloia! Ankalazao i Iaveh, fa tsara fo Izy, satria mandrakizay ny famindram-pony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Haleloià! Miderà ny TOMPO ianareo fa tsara Izy: –eny, maharitra mandrakizay ny fitiavany!
Malagasy Bible 1865
Haleloia. Miderà an'i Jehovah, fa tsara Izy, Fa mandrakizay ny famindram-pony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Haleloia*. Miderà NY TOMPO fa tsara Izy; fa mandrakizay ny famindrampony.
malagasy
[Ny fivadibadihan'ny Isiraely ampitahaina amin'ny fahamarinan'Andriamanitra] Haleloia. Miderà an'i Jehovah, fa tsara Izy, Fa mandrakizay ny famindram-pony.