Psalms 106:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Namonjy azy tamin’ny tanan’ny mpandrafy Izy ary nanavotra azy tamin’ny tanan’ny fahavalo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Namonjy azy tamin’ny tanan’izay nankahala azy Izy, nanafaka azy tamin’ny tanan’ny mpampahory azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Novonjeny tsy ho azon’ny mpankahala ireo ary nafahany tsy ho voatanan’ny fahavalo.
Malagasy Bible 1865
Namonjy azy tamin'ny tanan'ny mpandrafy Izy Ary nanavotra azy tamin'ny tanan'ny fahavalo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Namonjy azy tamin’ny tanan’ny mpandrafy Izy ary nanavotra azy tamin’ny tanan’ny fahavalo.
malagasy
Namonjy azy tamin'ny tanan'ny mpandrafy Izy Ary nanavotra azy tamin'ny tanan'ny fahavalo.