Psalms 106:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nosaronan’ny rano kosa ny rafiny ka tsy nisy niangana na dia iray akory aza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nosaforan’ny onjan-drano ireo mpandrafy azy, ka tsy nisy niangana na dia iray aza.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Voarakotry ny rano kosa ireo mpandrafy ka tsy nisy niangana na iray aza;
Malagasy Bible 1865
Dia nosaronan'ny rano kosa ny rafiny. Ka tsy nisy niangana na dia iray akory aza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nosaronan’ny rano kosa ny rafiny ka tsy nisy niangana na dia iray akory aza.
malagasy
Dia nosaronan'ny rano kosa ny rafiny. Ka tsy nisy niangana na dia iray akory aza.