Psalms 106:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa fatra-pitsiriritra tany an-tany efitra izy sady naka fanahy an’Andriamanitra tany an-tany foana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Voan’ny fitsiriritana tany an’efitra izy, ka naka fanahy an’Andriamanitra tany an-tany mangingina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Voan’ny fitsiriritana tany an-taniefitra ireo ary nihantsy an’Andriamanitra tany an-tany hay.
Malagasy Bible 1865
Fa fatra-pila izy tany an-efitra, Sady naka fanahy an'Andriamanitra tany an-tany foana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa fatra-pitsiriritra tany an-tany efitra izy sady naka fanahy an’Andriamanitra tany an-tany foana.
malagasy
Fa fatra-pila izy tany an-efitra, Sady naka fanahy an'Andriamanitra tany an-tany foana.