Psalms 106:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nomeny azy izay nangatahiny kanefa nataony mahia izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nomeny azy ihany izay nangatahiny, fa nasiany fahiazana kosa izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nomeny azy ny hena notakîny ka nataony voky sy leony mihitsy ireo.
Malagasy Bible 1865
Dia nomeny azy izay nilainy, Kanefa nampahahiaziny kosa izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nomeny azy izay nangatahiny kanefa nataony mahia izy.
malagasy
Dia nomeny azy izay nilainy, Kanefa nampahahiaziny kosa izy.[Na: ny fanahiny]