Psalms 106:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nialona an’i Mosesy tany an-toby izy ireo sady nialona an’i Arona, olo-masin’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tao an-toby indray izy ireo nialona an’i Môizy, sy i Aarôna ilay olo-masin’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tao an-toby kosa dia nisy nialona i Mosesy sy i Aharôna ilay voatokana ho an’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Dia nialona an'i Mosesy tany an-toby Izy ireo Sady nialona an'i Arona, olo-masin'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nialona an’i Mosesy tany an-toby izy ireo sady nialona an’i Arona, olo-masin’NY TOMPO.
malagasy
Dia nialona an'i Mosesy tany an-toby Izy ireo Sady nialona an'i Arona, olo-masin'i Jehovah.