Psalms 106:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nisokatra ny tany dia nitelina an’i Datana ka nanarona ny antokon’i Abirama.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa nisokatra ny tany, ka nitelina an’i Datàna, sy nikatona nanarona ny antokon’i Abirôna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa nivava ny tany nitelina an’i Datàna sady nanarona ny tarik’i Abirama.
Malagasy Bible 1865
Nisokatra ny tany, dia nitelina an'i Datana Ka nanarona ny antokon 'i Abìrama.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nisokatra ny tany dia nitelina an’i Datana ka nanarona ny antokon’i Abirama.
malagasy
Nisokatra ny tany, dia nitelina an'i Datana Ka nanarona ny antokon'i Abìrama.[Heb. ny fiangonany]