Psalms 106:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nisy afo nirehitra tamin’ny antokony; lelafo no nandoro ny ratsy fanahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nolevonin’ny afo ny antokon’izy ireo, dia levon’ny lelafo ny ratsy fanahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Afo no nandoro ny tarik’izy roa lahy, lelafo no nandevona ireo olon-dratsy ireo.
Malagasy Bible 1865
Dia nisy afo nirehitra tamin'ny antokony; Lelafo no nandoro ny ratsy fanahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nisy afo nirehitra tamin’ny antokony; lelafo no nandoro ny ratsy fanahy.
malagasy
Dia nisy afo nirehitra tamin'ny antokony; Lelafo no nandoro ny ratsy fanahy.[Heb. ny fiangonany]