Psalms 106:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanao ombilahy kely tany Horeba izy ka niankohoka teo anoloan’ny sarin-javatra voarendrika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanao zanak’ombalahy izy teo an-tendrombohitra Horeba, dia niankohoka teo anoloan’ny sarin-javatra anidina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nanamboatra ombilahikely tao Hôreba ny razanay, ka niankohoka teo amin’ny sarivongana varahina.
Malagasy Bible 1865
Nanao ombilahy kely tany Horeba izy Ka niankohoka teo anoloan'ny sarin-javatra an-idina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanao ombilahy kely tany Horeba izy ka niankohoka teo anoloan’ny sarin-javatra voarendrika.
malagasy
Nanao ombilahy kely tany Horeba izy Ka niankohoka teo anoloan'ny sarin-javatra an-idina.