Psalms 106:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Iza no mahalaza ny asa lehibe ataon’NY TOMPO, na mahatonona ny fiderana Azy rehetra?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Iza no mahalaza ny asa amin-kerim-po ataon’i Iaveh, iza no mahambara ny voninahiny rehetra?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Iza no afaka hilaza ny asa lehibe vitan’ny TOMPO ka hampanako ny fiderana manontolo sahaza Azy?
Malagasy Bible 1865
Iza no mahalaza ny asa lehibe ataon'i Jehovah, Na mahatonona ny fiderana Azy rehetra?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Iza no mahalaza ny asa lehibe ataon’NY TOMPO, na mahatonona ny fiderana Azy rehetra?
malagasy
Iza no mahalaza ny asa lehibe ataon'i Jehovah, Na mahatonona ny fiderana Azy rehetra?