Psalms 106:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nohadinoiny Andriamanitra, mpamonjy azy, izay efa nanao zava-dehibe tany Ejipta,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nohadinoiny Andriamanitra Mpamonjy azy, izay nanao zava-dehibe tany Ejipta,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hadinony Andriamanitra mpamonjy azy, Ilay nanao zava-dehibe tany Ejipta,
Malagasy Bible 1865
Nohadinoiny Andriamanitra, Mpamonjy azy, Izay efa nanao zava-dehibe tany Egypta,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nohadinoiny Andriamanitra, mpamonjy azy, izay efa nanao zava-dehibe tany Ejipta,
malagasy
Nohadinoiny Andriamanitra, Mpamonjy azy, Izay efa nanao zava-dehibe tany Egypta,