Psalms 106:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia fahagagana tany amin’ny tanin’i Hama sy zava-mahatahotra teo amin’ny Ranomasina Mena.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fahagagana tany amin’ny tanin’i Kama, famantarana teo amin’ny Ranomasina Mena.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia ireo zava-mahagaga tao amin’ny tanin’i Hama ary koa ireo zava-mahatalanjona teo amin’ny Ranomasin’ny Volotara.
Malagasy Bible 1865
Dia fahagagana tany amin'ny tanin'i Hama sy zava-mahatahotra teo amin'ny Ranomasina Mena.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia fahagagana tany amin’ny tanin’i Hama sy zava-mahatahotra teo amin’ny Ranomasina Mena.
malagasy
Dia fahagagana tany amin'ny tanin'i Hama sy zava-mahatahotra teo amin'ny Ranomasina Mena.