Psalms 106:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nilaza handringana azy Izy raha tsy i Mosesy voafidiny no nandroso hijoro tamin’ny banga teo anatrehany, hampiala ny fahatezerany mba tsy handringanany azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa nolazainy haringana izy ireo; raha tsy i Môizy olom-boafidiny, no nitsangana teo anatrehany hisakana ny hatezerany tsy handringana azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nilaza Andriamanitra fa handringana azy; kanjo i Mosesy ilay voafidiny dia nanelanelana teo anatrehany ka nisakana ny hatezerany tsy hamongotra.
Malagasy Bible 1865
Ary nikasa handringana azy Izy, Raha tsy Mosesy voafidiny no nandroso hijoro tamin'ny banga teo anatrehany hampiala ny fahatezerany mba tsy handringanany azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nilaza handringana azy Izy raha tsy i Mosesy voafidiny no nandroso hijoro tamin’ny banga teo anatrehany, hampiala ny fahatezerany mba tsy handringanany azy.
malagasy
Ary nikasa handringana azy Izy, Raha tsy Mosesy voafidiny no nandroso hijoro tamin'ny banga teo anatrehany hampiala ny fahatezerany mba tsy handringanany azy.[Heb. nilaza]