Psalms 106:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nananga-tanana taminy Izy fa hampiampatrampatra azy any an-tany efitra
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka dia nanainga ny tanany Izy hamely azy ireo, handringana azy any an’efitra:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa nanangan-tanana hianiana Andriamanitra fa handringana an’ireo razanay any an-taniefitra,
Malagasy Bible 1865
Dia nanandratra ny tànany taminy Izy, Fa hampiampatrampatra azy any an-efitra
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nananga-tanana taminy Izy fa hampiampatrampatra azy any an-tany efitra
malagasy
Dia nanandratra ny tànany taminy Izy, Fa hampiampatrampatra azy any an-efitra