Psalms 106:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary ny taranany kosa dia any amin’ny Jentilisa, ary hampihahakahaka azy any amin’ny tany maro Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
hahavery ny taranany any amin’ny firenena, ary hanely azy any an-tany hafa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
hampiely ny taranany any amin’ny hafa firenena ka hamela azy ho faty any an-tany rehetra any.
Malagasy Bible 1865
Ary ny taranany kosa any amin'ny jentilisa, Ary hampihahakahaka azy any amin'ny tany maro Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary ny taranany kosa dia any amin’ny Jentilisa*, ary hampihahakahaka azy any amin’ny tany maro Izy.
malagasy
Ary ny taranany kosa any amin'ny jentilisa, Ary hampihahakahaka azy any amin'ny tany maro Izy.