Psalms 106:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nampahatezitra NY TOMPO tamin’ny nataony ireo ka namely azy tampoka ny areti-mandringana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nampahatezitra an’i Iaveh tamin’ny nataony izy ireo, dia nibosesehan’ny loza.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nampahatezitra ny Tompo izy tamin’izany, koa namely azy tampoka ny areti-mandringana.
Malagasy Bible 1865
Dia nampahatezitra an'i Jehovah tamin'ny nataony, Ka dia namely azy tampoka ny areti-mandringana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nampahatezitra NY TOMPO tamin’ny nataony ireo ka namely azy tampoka ny areti-mandringana.
malagasy
Dia nampahatezitra an'i Jehovah tamin'ny nataony, Ka dia namely azy tampoka ny areti-mandringana.