Psalms 106:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Sambatra izay mitandrina ny rariny ka mitandro mandrakariva ny marina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Sambatra izay mitandrina ny lalàna, ka manaraka ny rariny mandrakariva!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Sambatra izay mitandrina ny rariny ka manao ny hitsiny amin’ny fotoana rehetra.
Malagasy Bible 1865
Sambatra izay mitandrina ny mety Ka manao ny marina mandrakariva.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Sambatra izay mitandrina ny rariny ka mitandro mandrakariva ny marina.
malagasy
Sambatra izay mitandrina ny mety Ka manao ny marina mandrakariva.