Psalms 106:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nisaina ho fahamarinany izany hatramin’ny taranaka fara aman-dimby mandrakizay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Notanana ho fahamarinana ho azy izany nataony izany, hatramin’ny taona mifandimby mandrakizay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
koa izany asa soa izany dia hahatsiarovana azy eo amin’ny taranaka mifandimby ary mandrakizay.
Malagasy Bible 1865
Ary nisaina ho fahamarinany izany Hatramin'ny taranaka fara mandimby mandrakizay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nisaina ho fahamarinany izany hatramin’ny taranaka fara aman-dimby mandrakizay.
malagasy
Ary nisaina ho fahamarinany izany Hatramin'ny taranaka fara mandimby mandrakizay.