Psalms 106:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nampahatezitra NY TOMPO teo anilan’ny ranon’i Meriba ireo ka nisy nanjo an’i Mosesy noho ny nataon’ireo;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nampahatezitra an’i Iaveh izy ireo tao amin’ny ranon’i Meribà, ary nozoim-pahoriana noho ny nataon’izy ireo i Môizy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nampahatezitra ny Tompo koa ny razanay teo akaikin’ny loharanon’i Meribà, ka nampahita faisana an’i Mosesy
Malagasy Bible 1865
Nampahatezitra an'i Jehovah teo anilan'ny ranon'i Meriba ireo, Ka nisy nanjo an'i Mosesy noho ny nataon'ireo;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nampahatezitra NY TOMPO teo anilan’ny ranon’i Meriba ireo ka nisy nanjo an’i Mosesy noho ny nataon’ireo;
malagasy
Nampahatezitra an'i Jehovah teo anilan'ny ranon'i Meriba ireo, Ka nisy nanjo an'i Mosesy noho ny nataon'ireo;