Psalms 106:33 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
satria nikomy tamin’ny Fanahin’NY TOMPO ireo dia nanao teny tsy voahevitra i Mosesy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa nampahasosotra ny fanahiny izy ireo, ka nahavoaka teny tsy voahevitra izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
izay tofoka loatra tamin’ny nafitsok’ireo ka nahavoaka teny tsy voahevitra.
Malagasy Bible 1865
Fa niodina tamin'ny Fanahin'i Jehovah ireo, ka dia nihoa-bava Mosesy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
satria nikomy tamin’ny Fanahin’NY TOMPO ireo dia nanao teny tsy voahevitra i Mosesy.
malagasy
Fa niodina tamin'ny Fanahin'i Jehovah ireo, ka dia nihoa-bava Mosesy.