Psalms 106:34 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy naringan-dry zareo ny firenena izay nasain’NY TOMPO naringany;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy naringan’izy ireo ny firenena nasain’i Iaveh naringany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy naringan’ny razanay ny Kanahanita, na dia nasain’ny TOMPO nataony aza izany.
Malagasy Bible 1865
Tsy naringany ny firenena Izay nasain'i Jehovah naringany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy naringan-dry zareo ny firenena izay nasain’NY TOMPO naringany;
malagasy
Tsy naringany ny firenena Izay nasain'i Jehovah naringany;