Psalms 106:37 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Namono ny zanany lahy sy ny zanany vavy ho fanatitra ho an’ny demonia ireo;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nataony sorona ho an’ny demony, ny zanany lahy aman-janany vavy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nataony sorona ho an’andriamani-tsiizy ny zanany lahy sy ny zanany vavy.
Malagasy Bible 1865
Namono ny zananilahy sy ny zananivavy ho fanatitra ho an'ny demonia ireo;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Namono ny zanany lahy sy ny zanany vavy ho fanatitra ho an’ny demonia* ireo;
malagasy
Namono ny zananilahy sy ny zananivavy ho fanatitra ho an'ny demonia ireo;[Heb. ireo tompo]