Psalms 106:39 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Naloto tamin’ny asany izy ary nahatonga azy ho nijangajanga ny nataony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izy ireo nandoto tena tamin’ny asany, ary nitolo-tena tamin’andriamani-kafa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nozimbainy tamin’ny nataony koa ny tenany fony izy nivadika tamin’ny Tompo Andriamaniny.
Malagasy Bible 1865
Ary naloto tamin'ny asany izy Ary nahatonga azy ho mijangajanga ny nataony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Naloto tamin’ny asany izy ary nahatonga azy ho nijangajanga ny nataony.
malagasy
Ary naloto tamin'ny asany izy Ary nahatonga azy ho mijangajanga ny nataony.