Psalms 106:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
TOMPO ô, tsarovy aho araka ny fankasitrahanao ny olonao; vangio amin’ny famonjenao aho,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry Iaveh ô, tsarovy aho amin’ny hatsaram-ponao amin’ny vahoakanao, vangio amin’ny famonjenao aho,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
TOMPO ô, mba tsarovy aho, rehefa anehoanao fitia ny vahoakanao; mba tolory famonjena aho, rehefa mamonjy azy Ianao.
Malagasy Bible 1865
Jehovah ô, tsarovy aho araka ny fankasitrahanao ny olonao; Vangio amin'ny famonjenao aho,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
TOMPO ô, tsarovy aho araka ny fankasitrahanao ny olonao; vangio amin’ny famonjenao aho,
malagasy
Jehovah ô, tsarovy aho araka ny fankasitrahanao ny olonao; Vangio amin'ny famonjenao aho,