Psalms 106:40 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nirehitra tamin’ny olony ny fahatezeran’NY TOMPO ka nataony ho zava-betaveta ny lovany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nirehitra tamin’ny vahoakany ny fahatezeran’i Iaveh, ary tonga tsy tiany mainty ny lovany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa nirehetan’ny fahatezeran’ny TOMPO ilay vahoakany ary naharikoriko Azy tokoa ireo voatokana ho fananany.
Malagasy Bible 1865
Dia nirehitra tamin'ny olony ny fahatezeran'i Jehovah, Ka nataony ho zava-betaveta ny lovany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nirehitra tamin’ny olony ny fahatezeran’NY TOMPO ka nataony ho zava-betaveta ny lovany.
malagasy
Dia nirehitra tamin'ny olony ny fahatezeran'i Jehovah, Ka nataony ho zava-betaveta ny lovany.