Psalms 106:41 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanolotra azy teo an-tanan’ny Jentilisa Izy ka izay nankahala azy no nanapaka taminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Natolony ho eo an-tanan’ny firenena izy ireo, ka notapahin’ireo mankahala azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Natolony ho eo an-tanan’ny hafa firenena izy, ary tonga nanompo vahoaka mpankahala azy,
Malagasy Bible 1865
Dia nanolotra azy teo an-tànan'ny jentilisa Izy, Ka izay nankahala azy no nanapaka azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanolotra azy teo an-tanan’ny Jentilisa Izy ka izay nankahala azy no nanapaka taminy.
malagasy
Dia nanolotra azy teo an-tànan'ny jentilisa Izy, Ka izay nankahala azy no nanapaka azy.