Psalms 106:42 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nampahory azy ny fahavalony ka naetry teo ambanin’ny tanany izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nampahorin’ny fahavalo izy, ary voaetry tambanin’ny tanan’ireny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
noporetin’ireo fahavalony izy ary niforitra teo ambany fahefàny.
Malagasy Bible 1865
Ary nampahory azy ny fahavalony, Ka naetry tambanin'ny tànany izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nampahory azy ny fahavalony ka naetry teo ambanin’ny tanany izy.
malagasy
Ary nampahory azy ny fahavalony, Ka naetry tambanin'ny tànany izy.