Psalms 106:44 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanefa nijery ny fahoriany ihany Izy raha nandre ny fitarainany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nijery ny fahorian’izy ireo anefa Izy, nony nandre ny fitarainany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hitany ny fijalian’ireo ary reny ny fitarainany.
Malagasy Bible 1865
Kanefa nijery ny fahoriany ihany Izy. Raha nandre ny fitarainany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanefa nijery ny fahoriany ihany Izy raha nandre ny fitarainany.
malagasy
Kanefa nijery ny fahoriany ihany Izy. Raha nandre ny fitarainany;