Psalms 106:45 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nahatsiaro ny fanekeny Izy ka nanenina araka ny haben’ny famindrampony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Notsarovany, hitsimbinana azy, ny fanekeny; namindra fo taminy araka ny hatsaram-pony lehibe Izy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia tsaroany ny fanekempihavanany hitsimbinana azy; be fitiavana Izy ka nanjary niova hevitra taminy.
Malagasy Bible 1865
Dia nahatsiaro ny fanekeny Izy Ka nanenina araka ny haben'ny famindram-pony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nahatsiaro ny fanekeny Izy ka nanenina araka ny haben’ny famindrampony.
malagasy
Dia nahatsiaro ny fanekeny Izy Ka nanenina araka ny haben'ny famindram-pony.