Psalms 106:46 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nataony nahita famindrampo ireny tamin’izay rehetra namabo azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary nataony nahita famindram-po aminy izy ireo, teo anatrehan’izay rehetra nitana azy ho babo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay rehetra namabo ny razanay dia nataony nahay nangoraka azy.
Malagasy Bible 1865
Dia nataony nahita famindram-po ireny Tamin'izay rehetra namabo azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nataony nahita famindrampo ireny tamin’izay rehetra namabo azy.
malagasy
Dia nataony nahita famindram-po ireny Tamin'izay rehetra namabo azy.