Psalms 106:47 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Vonjeo izahay, RY TOMPO Andriamanitray ô, ka angony avy amin’ny Jentilisa mba hisaoranay ny anaranao masina ka ho reharehanay ny fiderana Anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Vonjeo izahay, ry Iaveh, Andriamanitray, ka angony avy amin’ny firenena izahay, mba hankalazanay ny Anaranao masina, ary hireharehanay amin’ny fiderana Anao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
TOMPO Andriamanitray ô, vonjeo izahay ka angony avy any amin’ny hafa firenena, mba hideranay ny anaranao masina ary hifalianay amin’ny fankalazana Anao.
Malagasy Bible 1865
Vonjeo izahay, ry Jehovah Andriamanitray ô, Ka angòny avy amin'ny jentilisa, Mba hisaoranay ny anaranao masina Sy hifalianay amin'ny fiderana Anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Vonjeo izahay, RY TOMPO Andriamanitray ô, ka angony avy amin’ny Jentilisa mba hisaoranay ny anaranao masina ka ho reharehanay ny fiderana Anao.
malagasy
Vonjeo izahay, ry Jehovah Andriamanitray ô, Ka angòny avy amin'ny jentilisa, Mba hisaoranay ny anaranao masina Sy hifalianay amin'ny fiderana Anao.Isaorana anie Jehovah Andriamanitry ny Isiraely, hatramin'ny taloha indrindra ka mandrakizay; Ary aoka ny olona rehetra hanao hoe: Amena! Haleloia.