Psalms 106:48 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Isaorana anie NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely, hatramin’ny taloha indrindra ka ho mandrakizay; ary aoka ny olona rehetra hiteny hoe: Amena! Haleloia.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hisaorana anie i Iaveh Andriamanitr’i Israely, hatramin’ny mandrakizay ka ho mandrakizay! Ary aoka ny vahoaka rehetra hilaza hoe: Amen! Aleloia!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hisaorana anie ny TOMPO Andriamanitr’i Israely hatrizay hatrizay ka ho mandrakizay! Ary aoka ny vahoaka rehetra tafangona hilaza hoe: Amen! Haleloià!
Malagasy Bible 1865
Isaorana anie Jehovah Andriamanitry ny Isiraely, hatramin'ny taloha indrindra ka mandrakizay; Ary aoka ny olona rehetra hanao hoe: Amena! Haleloia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Isaorana anie NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely, hatramin’ny taloha indrindra ka ho mandrakizay; ary aoka ny olona rehetra hiteny hoe: Amena! Haleloia*.
malagasy
Isaorana anie Jehovah Andriamanitry ny Isiraely, hatramin'ny taloha indrindra ka mandrakizay; Ary aoka ny olona rehetra hanao hoe: Amena! Haleloia.