Psalms 106:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
hahitako ny soa azon’ny voafidinao, hifaliako amin’ny fifalian’ny firenenao, hiravoravoako miaraka amin’ny lovanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
hahitako ny hasambaran’ny olom-boafidinao, hifaliako amin’ny fifalian’ny vahoakanao, ary hiravoravoako miaraka amin’ny lovanao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka hahita ny fandrosoan’ireo voafidinao aho ary hiombom-pifaliana amin’ny vahoakanao sy hiara-miravoravo amin’ireo voatokana ho Anao!
Malagasy Bible 1865
Hahitako ny soa azon'ny voafidinao, Hifaliako amin'ny fifalian'ny firenenao, Hiravoravoako miaraka amin'ny lovanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
hahitako ny soa azon’ny voafidinao, hifaliako amin’ny fifalian’ny firenenao, hiravoravoako miaraka amin’ny lovanao.
malagasy
Hahitako ny soa azon'ny voafidinao, Hifaliako amin'ny fifalian'ny firenenao, Hiravoravoako miaraka amin'ny lovanao.