Psalms 106:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efa nanota izahay mbamin’ny razanay, efa nanao izay meloka sy ratsy izahay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa nanota toy ny razanay izahay, nahavita heloka izahay, nanao ratsy izahay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efa nanota toy ny razanay izahay, eny, efa nivoana sy nanao ratsy.
Malagasy Bible 1865
Efa nanota izahay mbamin'ny razanay, Efa nanao izay meloka sy ratsy izahay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efa nanota izahay mbamin’ny razanay, efa nanao izay meloka sy ratsy izahay.
malagasy
Efa nanota izahay mbamin'ny razanay, Efa nanao izay meloka sy ratsy izahay.