Psalms 106:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy mba nandinika ny fahagagana nataonao ny razanay tany Ejipta; tsy mba nahatsiaro ny habetsahan’ny famindramponao ireny fa nikomy teo amoron-dranomasina, dia teo amoron’ny Ranomasina Mena.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny razanay tany Ejipta tsy nihevitra ny fahagagana nataonao, tsy nahatsiaro ny hamaroan’ny fahasoavanao; niodina teo amoron-dranomasina, dia ny Ranomasina Mena.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fony tany Ejipta ny razanay, dia tsy nahatakatra ny asanao mahagaga; tsy nahatsiaro ny halehiben’ny fitiavanao izy, koa teo akaikin’ny Ranomasin’ny Volotara dia nikomy taminao Avo Indrindra.
Malagasy Bible 1865
Ny razanay tany Egypta tsy mba nandinika ny fahagagana nataonao; Tsy mba nahatsiaro ny habetsahan'ny famindram-ponao ireny, Fa niodina teo amoron-dranomasina, Dia teo amoron'ny Ranomasina Mena
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy mba nandinika ny fahagagana nataonao ny razanay tany Ejipta; tsy mba nahatsiaro ny habetsahan’ny famindramponao ireny fa nikomy teo amoron-dranomasina, dia teo amoron’ny Ranomasina Mena.
malagasy
Ny razanay tany Egypta tsy mba nandinika ny fahagagana nataonao; Tsy mba nahatsiaro ny habetsahan'ny famindram-ponao ireny, Fa niodina teo amoron-dranomasina, Dia teo amoron'ny Ranomasina Mena