Psalms 106:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanefa namonjy azy ihany Izy noho ny anarany mba hampahafantarany ny asany lehibe.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Namonjy azy anefa Izy noho ny Anarany, mba hampiharihary ny fahefany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nefa noho Izy Tompo dia novonjeny ny razanay mba hampahafantarany ny heriny lehibe.
Malagasy Bible 1865
Kanefa namonjy azy ihany Izy noho ny anarany, Mba hampahafantarany ny asany lehibe.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanefa namonjy azy ihany Izy noho ny anarany mba hampahafantarany ny asany lehibe.
malagasy
Kanefa namonjy azy ihany Izy noho ny anarany, Mba hampahafantarany ny asany lehibe.