Psalms 106:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia noteneniny mafy ny Ranomasina Mena ka tonga maina ary nitondra azy nita ny rano lalina tahaka ny tany efitra Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nambanany ny Ranomasina Mena, dia maina io, ka nentiny nita ny hantsana toy ny hamaky ny efitra izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Norahonany ny Ranomasin’ny Volotara ka maina niaraka tamin’izay; dia toy ny mandeha amin’ny tany maina no nitondrany azy hitety ny fanambanin’ny ranobe.
Malagasy Bible 1865
Dia noteneniny mafy ny Ranomasina Mena, ka tonga maina iny; Ary nitondra azy nita ny rano lalina tahaka ny efitra Izy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia noteneniny mafy ny Ranomasina Mena ka tonga maina ary nitondra azy nita ny rano lalina tahaka ny tany efitra Izy.
malagasy
Dia noteneniny mafy ny Ranomasina Mena, ka tonga maina iny; Ary nitondra azy nita ny rano lalina tahaka ny efitra Izy,